|
|
|
|

Teny iditra1 firona
Fototeny  2rona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny olona na zavatra mirona, izany hoe miraika na mihilana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L'état de ce qui est incliné, manière de se pencher. [1.3#546]
Kamban-teny rehetra  6fandrefesam-pirona

Fivaditsoratra  7 fanory, 8 finora, 9 firano, 10 firona, 11 forina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08