|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 firohotra |
| Fototeny | 2rohotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fiaraha-mandeha maro be, mizotra miara-be: Ny firohotry ny vahoaka nijery ireo fiarakodia nifandona.
[1.1] 5fifindra-monina rodobe. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6manière d’aller en foule.
[1.3#543] 7exode. [1.13] |
| Tsipelina hafa | 8firohitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|