|
|
|
|

Teny iditra1 firofotra
Fototeny  2rofotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny aretina mibontsimbontsina: Ny firofotry ny bonibony. [1.1]
5mandrotsindrotsina amin'ny hoditra mariky ny fisehon'ny aretina ety ivelany. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6éruption. [1.13]
Voambolana  7 Fahasalamana

Fivaditsoratra  8 firofotra, 9 forifotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12