|
|
|
|

Teny iditra1 firodorodoana
Fototeny  2rodorodo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandehanana maro miaraka na mirimorimo ka mitabataba be amin' izany; fiasana haingana mirotoroto, firotorotoana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12