|
|
|
|

Teny iditra1 firingiringy
Fototeny  2ringiringy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba na toetran' ny zavatra miringiringy, izany hoe miteronterona amin' ny toerana avo, miavonavona, mirehareha foana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12