|
|
|
|

Teny iditra1 firesahana
Fototeny  2resaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaovana teny ifamaliana momba izao sy izao: Ny firesahana matetiko ahitana hevitra.
5Fifanakalozana hevitra: Tsy nisy firesahana akory dia nanapaka izy.
6Fanaovana dinidinika: Efitrano firesahana.
7Fitenenana, filazana: Ny firesahako izany tamin-dRabe no nahasosotra an-dRakoto. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8l’action de causer. [1.3]
Ohatra  9 Sambasamba tamin' izay mba tsy nisy fisavana kahie sy firesahana fianarana. [2.4]
10 Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny. [2.472]
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 firesahana, 13 harafesina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02