|
|
|
|

Teny iditra1 firerarerana
Fototeny  2rerarera
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiakanjoana tsizarizary, miroradroraka; fibarerana; firefarefana (elatry ny vorona, akanja), fitavozavozana, fitaredretana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5le relâchement, la lenteur. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12