|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 firerarera |
| Fototeny | 2rerarera |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomban' ny olona mirerarera, izany hoe miakanjo tsizarizary, miroradroraka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5état de ce qui est relâché, de celui qui est lambin.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|