|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 firenty |
| Fototeny | 2renty |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mirenty, toetran' ny zavatra mirenty, na mihaingo: Ny firentin' ny eglizy amin' ny andro fety.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|