|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 firavoravoana |
| Fototeny | 2ravoravo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fifaliana; misy fifaliana: Andro firavoravoana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a feast, a celebration.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6festin, réjouissance.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Fa ny firavoravoana dia mbola mitohy.
[2.508#]
8 Rehefa vita ny vaky volo, dia mandroso amin' izay ny dihy sy ny firavoravoana. [2.436#] |
| Lahatsoratra | 9Randzavola: firavoravoana ao amin' ny Baiboly (=> fanasana) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|