|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 firavaka |
| Fototeny | 2ravaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Zavatra atao fihaingoana vita amin' ny vato na metaly sarobidy ary amim-pomba voakaly, toy ny kavina, haba...: Misy efatra karazana ny firavaka fitondran' ny Ntaolo nihaingo: ny vakana, ny kavina, ny firavaka fanao amin' ny volo na drakadraka, ary ireo rojo isan-karazany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5jewelry.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6bijou.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Tena volamena izany, sa firavaka rombahina?
[2.1022#]
8 Ny karazan-bakana dia firavaka tian-dry zareo fatratra. [1.437#] |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 10Randzavola: firavaka ao amin' ny Baiboly (=> ravaka) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|