|
|
|
|
Teny iditra
1
firaparapa
Fototeny
2
raparapa
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Fomban' ny olona mipapapapa, mitotototo; fipapapapa, fitotototo.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12