|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 firangorango
Fototeny  2rangorango
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4toetran' ny olona lava mahia. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5état de celui qui est long et maigre. [1.3#507]

Teny iditra (2/2)6 firangorango
Fototeny  7rangorango
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9fomba entina mirangorango. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10manière de prendre avec hardiesse. [1.3#507]

Fivaditsoratra  11 firangorango, 12 firongaronga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12