|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 firaina
Fototeny  2fira
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Kapaina, jinjaina: Nofirain-dry zalahy andro alina tao ny varinay.
5Lazaina: Firain' ny vava izany ka mora. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be cut, to be reaped.. [1.2]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11 firaina
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny malagasy  13fangoraham-po. [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  14 fairina, 15 fariañy, 16 fiarina, 17 firaina, 18 ifirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19