|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 firaika |
| Fototeny | 2raika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra miraika, mirona, mitongilana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5pente, inclinaison.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Fo aman-tsaina samihafa firaika - na samy fo aman-tsaina mitovy fiandohàna sy fiafaràna aza - ny an' ny firenena atsy sy aroa.
[2.296#]
|
| Voambolana | 7 Matematika: rafitsary |
| Kamban-teny rehetra | 8Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 firaika, 10 firiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|