|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 firadarada |
| Fototeny | 2radarada |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina miradarada, fomban' ny olona miradarada, izany hoe miteniteny foana tsy misy heviny, mirediredy.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|