|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fiposahana (posaka)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fisehoana miharihary: Hita eo ny fiporahan' ny lainganao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  The act of appearing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Action d'apparaître [1.8]

Teny iditra (2/2)6  fiposahana (posaka)
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Haikintana
Fanazavàna teny malagasy  9  Fisehoana, fitrangana: Amin' ny 6 ora ny fiposahan' ny masoandro amin' izao fizaran-taona izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  Sunrise; moonrise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  Lever du soleil, de la lune [1.8]

Fivaditsoratra  12  fipasohana, fiposahana, sofinapaha

Nohavaozina tamin' ny 2021/03/31