|
|
|
|

Teny iditra1 fipoahana
Fototeny  2poaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famoahana feo mafy tampoka mirefotra: Nanaitra ahy ny fipoahan' ny basinao.
5Fahavakisana miparitaka tampoka: Tonga hatrany amin' ny 30 m ny fipoahan' ny vato.
6Fiposahan' ny masoandro (na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona): Andraso ny fipoahan' ny masoandro indray raha ta haka sary ianao.
7Fisehoan-javatra tampoka: Tsy aisy tsy taitra tamin' ny fipoahan' ny ady farany iny.
8Fisiana mibontsina miseho, fiempahana: Ny fipoahan' ny hoditra may. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9explosion, détonation. [1.13]
Voambolana  10 Feo

Fivaditsoratra  11 fiapohana, 12 fipaohana, 13 fipoahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12