|
|
|
|

Teny iditra1 fipitrapitra
Fototeny  2pitrapitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny maso mipitrapitra, izany hoe miiery amin' ny maso mampalahelohelo na mangaihay: Omeo azy re iny mofomamy iny fa efa dia tsy anerany loatra ny fipitrapitran' ny masony. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fipatripatry, 6 fipitrapitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12