|
|
|
|

Teny iditra1 fipendrampendrana
Fototeny  2pendrampendrana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Hazavana toa mifandimbidimby maty sy velona toy ny an' ny kintana jerena amin' ny alina; toetran' ny maso mipipy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12