|
|
|
|

Teny iditra1 fipatrapatraka
Fototeny  2patrapatraka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra (indrindra ny rano) mipatrapatraka, izany hoe mianjera mitete mahalankalana: Ny fipatrapatraky ny oram-baventy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12