|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fipasohana |
| Fototeny | 2pasoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fandamana, fandambolamboana, fanindriana ny fitafiana amin' ny vy nohafanaina mba hanala ny ketronketrona aminy; fandrindrana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the act of ironing clothes; an iron.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6repassage du linge; fer à repasser.
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 fipasohana, 9 fiposahana, 10 sofinapaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|