|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fipasaka |
| Fototeny | 2pasaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra mipasaka, izany hoe mipariaka ho vakivakiny maro madinika; fitresaka: Ny fipasaky ny ovin' Ankaratra.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|