|
|
|
|

Teny iditra1 fipampana
Fototeny  2pampana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona mipampàna, izany hoe mitsapatsapa ao amin' ny maizina na noho ny toerana tsy dia mazava loatra na noho ny maso pahimpahina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12