|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fipaka |
| Fototeny | 2paka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mipaka.
5Toetran' ny zavatra mipaka, mikaona, tonga hatramin' ny...: Tsy tsara ny fipakan' ny farafara amin' ny rindrina. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 fikapa, 7 fipaka, 8 pifaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|