|
|
|
|

Teny iditra1 fiompiana
Fototeny  2ompy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famelomana sy fiahiana ary fikarakarana biby: Fambolena sy fiompiana no ivelomany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5cattle raising. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6élevage. [1.8]
Voambolana  7 Toe-karena: fiompiana
Kamban-teny rehetra  8toerana fiompiana akoho

Fivaditsoratra  9 anampifio, 10 fiompiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08