|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiomana |
| Fototeny | 2omana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina miomana, na mivonona mialoha amin' ny fanaovana ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana na tsy ho voatampoka.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 famoina, 6 fimaona, 7 fiomana, 8 miafona, 9 mifañao, mifanao, 10 miofana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|