|
|
|
|

Teny iditra1 fiolonolonana
Fototeny  2olonolona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fihatakatahana tsy te hiaraka amin' ny sasany; fitokantokanana, fihafahafana. [1.1]
5fihatahana amin'ny besinimaro na ara-piaraha-monina na ara-pomba na ara-pifampifehezana; lamin-kevitra izay milaza fa tsy tanjona hiafarana akory ny fiaraha-monina fa natao hampivoatra sy hahasambatra ny tsirairay. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6individualisme. [1.13]
Voambolana  7 Filôzôfia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12