|
|
|
|

Teny iditra1 fioitra
Fototeny  2oitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny zavatra na olona mioitra, izany hoe mipoitra na miainga, raha zavatra, ary miezaka hijoro amin' ny maha-izy azy, raha olona. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5manière de se soulever, de refuser. [1.3]
6résistance. [1.13]

Fivaditsoratra  7 atifiro, 8 fioitra, 9 irifato

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12