|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fintina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fanakelezana; fanafohezana tsy hitarozaka, fanagejana ho kely mba tsy haka toerana be: Tsara fintina mihitsy ato anaty fiarambahoaka ato. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4shrinking, corrugation. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5resserrement, rétrécissement, diminution de volume. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)21 fintina
Fototeny  22finty
Sokajin-teny  23 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  24to be tied up. [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
25 Ny ankehitriny :
26 Ny lasa :
27 Ny hoavy :
28 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  29 faninty, 30 fintina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19