|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 finlandey |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[failandey]
3Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Failandy: i Helsinki no renivohitry ny Failandey.
4Mikasika an' i Failandy, an' i Failandy na avy any Failandy: Fanamboarana koba fanaovan-taratasy no orinasa failandey malaza indrindra. [1.1] |
| Voambolana | 5 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 6 finlandy, 7 finlandy |
| Teny nalaina | 8 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|