|
|
|
|
Teny iditra
1
finitinitika
Fototeny
2
nitinitika
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Fomba entina minitinitika, izany hoe maimay hanao zavatra amim-pieboeboana.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12