|
|
|
|
Teny iditra
1
fingenongenonana
Fototeny
2
ngenongenona
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Fimenomenonana, fanaovana teny an' orona noho ny tsy fahafaliana, fingonongononana.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12