|
|
|
|

Teny iditra1 fingafingana
Fototeny  2fingafinga
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fahasahiranana mamindra matetika.
5Enti-milaza ilay akanjo etiety mihitsy koa ka rehefa mandeha aminy voatery ho mateti-pamindra ary toa mifatopatotra ny tongotra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12