|
|
|
|

Teny iditra1 finemonemonana
Fototeny  2nemonemona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fipetrahana mihaminkamina somary mievotrevotra kely eny ambony soavaly, na filanjana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12