|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 finday |
| Fototeny | 2inday |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4cell phone.
[3.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5téléphone portable.
[3.2] |
| Ohatra |
6 Ataovy azo antoka ny hampiditra ny anaranao sy ny laharan'ny findainao
7 Fampandrosoana ny sehatra momba ny finday araka ny politika momba ny lazam-bidy amin' ny fadin-tseranana nasionaly amin' ny tahan' ny haban-tseranana; [1.384] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 10 Haitao |
| Tsipelina hafa | 11fenday |
| Fivaditsoratra | 12 fadiny, 13 fanidy, 14 fidina, 15 finday |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|