|
|
|
|

Teny iditra1 finamonamona
Fototeny  2namonamona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mitsamontsamona, izany hoe mitsakotsako miaraka amin' ny fitenenana na fihirahirana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12