|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 filongoana
Fototeny  2longo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Trano fivoriana mangingina hanaovana tetidratsy. [1.1]
Tovy hevitra  5trano filongoana
Kamban-teny rehetra  6trano filongoana

Teny iditra (2/2)7 filongoana
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9fihavanana. [Mahafaly] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08