|
|
|
|

Teny iditra1 filokana
Fototeny  2loka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Filalaovana vola, filalaovana amin' ny fifanambazana vola. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5gambling, a lottery. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6action de parier, de jouer de l'argent. [1.8]
Kamban-teny rehetra  7vato filokana

Fivaditsoratra  8 fanolika, 9 filokana, 10 finolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08