|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 filoka
Fototeny  2loka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina miloka, na mifanamby vola. [1.1]

Teny iditra (2/2)5 filoka
Fototeny  6loka
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8Fomba entina miloka, na mitora-defona. [1.1]

Fivaditsoratra  9 fikalo, 10 Fikola, 11 filoka, 12 folaky, 13 kafilo, 14 lofika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12