Teny iditra | filitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Lamba makarakara na fitaovana madini-maso anatantavanana rano, ka ny loto sy fasika amana vongan-javatra mihantona fa ny rano no milatsaka [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A filter [1.2] | |
Ny fihaviany | Anglisy: filter. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |