|
|
|
|

Teny iditra1 filetsy
Fototeny  2letsy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba na toetran' ny zavatra miletsy, izany hoe mietry, miletaka, na milefitra noho ny lanjan' entana entina, na mihena (vidin-javatra). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12