|
|
|
|

Teny iditra1 filetsena
Fototeny  2letsy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fietrena, filetahana: Nahafaty olona ny filetsen' ny valindrihana.
5Fileferana noho ny lanjan' entana entina: Jereo ny filetsen' ny irỳ Rangahy mpitondra entana!.
6Fihenan' ny vidin-javatra: Andrasana foana ny filetsen' ny vidin-kanina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7affaissement. [1.13]
Tovy hevitra  8fietrena, fijetsena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12