|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 filasy
Fototeny  2lasy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina milasy, na mitoby, mandry an-tsaha. [1.1]

Teny iditra (2/2)5 filasy
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Tselatra hazavana amin'ny fakantsary ahafahana maka sary miaraka amin'izay. [1.1]

Fivaditsoratra  8 filasy, 9 fisaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12