|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 filan-dratsy |
| Singan-teny | 2filana, 3ratsy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fitadiavam-bola na fikaramana amim-paharatsiana na mampiasa tsy fahamarinana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6carnal lust.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7concupiscence, passions.
[1.8] |
| Voambolana | 8 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 9filan-dratsin' ny nofo |
| Lahatsoratra | 10Randzavola: filan-dratsy ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|