|
|
|
|

Teny iditra1 filan-dratsy
Singan-teny  2filana, 3ratsy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fitadiavam-bola na fikaramana amim-paharatsiana na mampiasa tsy fahamarinana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6carnal lust. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7concupiscence, passions. [1.8]
Voambolana  8 Ontam-po
Kamban-teny rehetra  9filan-dratsin' ny nofo
Lahatsoratra  10Randzavola: filan-dratsy ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08