|
|
|
|

Teny iditra1 filalaovana
Fototeny  2lalao
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  4play; the object or victim of play or amusement. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5jeu, amusement ; celui de qui on se joue. [1.8]
Ohatra  6 Ampefy natao filalaovana no nanjary mpamandrika. [2.69#]
7 Ao amin' ny efitra filalaovana aho, rahefa tonga ianareo. [2.529#]
Voambolana  8 Kilalao
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io
Lahatsoratra  10Randzavola: filalaovana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08