|
|
|
|

Teny iditra1 filaharana
Fototeny  2lahatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fijoroana mitandahatra manaraka tsipika mahitsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5order in rank; a queue of people; a rank or a row. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6ordre de rang; rang, alignement. [1.8]
7rang, ordre, relation d'ordre. [1.13]
Ohatra  8 aza miala amin'ny filaharana ianao. [2.442#]
9 Ilana filaharana ve ny mividy zavatra iray? [2.503#]
10 Dia holazaina manaraka izao filaharana izao izy [1.357#]
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 6 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08