|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fikotika |
| Fototeny | 2kotika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra mikotika, na rotika.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 fikotika |
| Fototeny | 6kotika |
| Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Azo kotehina.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 9 fikotika, 10 takifoky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|