|
|
|
|
Teny iditra
1
fikororoka
Fototeny
2
kororoka
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Fomba entina mikororoka, izany hoe manala ny vary amin' ny fako na bozaka miaraka aminy.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12